| Samy
fidian’ny Synoda Lehibe manokana ny mpikambana tsirairay ao amin’ny
Birao, fa ny Filoha sy ny Tonia ihany no matihanina amin’ny andraikitra
sahaniny rehefa voafidy. Misy ihany koa ireo sampan-draharaha manohana ny asan’ny Birao Foibe, toy ny: FANILO na Fampandrosoana Ivon’ny Loterana |